21.02.19

Tiako ny taniko, hajaiko ny teniko

Ity lahatsoratra ity dia niaraha-namolavola tamin'ny Malagasy Miray sy Mitiyu.wordpress.com (sary fanehoana: Taratasy fisaorana nalefa tamin-dRainilaiarivony – Foiben’ny Arsivam-pirenena ) 21 Febroary, andro iraisam-pirenena natokana ho an'ny tenin-dreny na antsoina ihany koa amin'ny teny frantsay hoe "Journée Internationale de la langue maternelle". Tamin'ny taona 2000 no nanombohan'i UNESCO ny fankalazana ity andro maneran-tany ity. Maro tokoa ny fiteny misy maneran-tany ary anisan'izany ny teny Malagasy. Ao... [Lire la suite]
Posté par critix à 06:00 - Commentaires [1] - Permalien [#]
Tags : , , ,